\v 11 Laha mitondra anareo eo agnatrehane synagoga, ireo mpanapaky, sy ireo manam-pahefana. Da ka magnaha gne amin’izà ho fomba fizakandreo ho fiarovan-tegnanareo, na izay ho zakainareo, \v 12 satria gne fagna masina gne hampianatry enareo izay tokony ho zakainareo am’zà lera zà. »