\v 12 Fa alohan'ireo raha aby ireo, da hisambotry anareo indreo ary hagnenjiky anareo, hanolotry anareo ao amigne synagoga sy gne figadrĂ , inday anareo eo alohanigne mpanjaka sy gne mpandidy nohonign'agnarako. \v 13 IzĂ  da hagnome fahafaha ho amigne fijoroanareo vavolombelo.