\v 38 Gne lelah nipetrahane demonia da nengavy enazy mba hindray aminazy, kanefa i Jesosy nandefa anazy ary nizaka hoe: \v 39 «miveregna andragnonareo agny enao ka magnanoa tatitry feno mahakasike namboarin’Andriamanitry taminao». Ary izà lelah zà da nandeha ary nagnaparitaky tame tanà maro gne raha nanin’i Jesosy taminazy.