\v 50 Ary Jesosy nitariky andreo mandra-peviandreo tagny Betania. Nampiakariny gne tagnany, ary notahiany indreo. \v 51 Ary, rehefa nitso-drano andreo Izy, da niala andreo Izy ary lasa nakarina tagny an-dagnitry.