\v 10 Ary hoy Izy tamindreo hoe: "Gne firenena da hitsanga hanohitry firenena, ary fanjakà hanohitry fanjakà. Hisy horohoron-tany zakabe, ary mosary sy areti-mandavo agny amigne toera samihafa. \v 11 Hisy tranga mampalia ary famatara zakabe avy agny an-dagnitry.