\v 20 Avy teo da nahorony gne taratasy, napodiny tame mpitandrina, ary nidoboky Izy. Nagnety enazy aby gn’olo tao ame synagoga. \v 21 Nanomboky nikora tamindreo Izy hoe: «androany da efa tanteraky eto agnatrehanareo izà soratry masina zà». \v 22 gne be sy ny maro da nagnambara tsara gne mikasiky enazy ary kaperatry tame tenim-pahasoava izay norohonine vavany tamindreo, ary nagnotany indreo hoe: «tsy gne zanak’i Josefa me io?»