\v 16 Nandeha tagny Nazareta Izy, e tanà naha lava randro enazy, ary arake fomba faniny, da netsoky tame synagoga tame gn’andro sabata Izy ka nitsanga mba hamaky teny mafy. \v 17 Nome enazy gne horognan- taratasin’Isaia mpaminany. Nosokafany gne boky ary hitany gne toera nanorata anazy,