\v 16 Gne lalàgna sy gne mpaminany da nisy mandra-pevisan’i Jaona. Efa hatramin’izà fotoa zà, gn’efa nitory gne filazan-tsaran’Andriamanitry, ary gne tsikiraikiraiky da niezaky nagnitsy gne diany ho amzà. \v 17 Ambola mora gne hahafoa gne lagnitry sy gne tany nohone soratry kidy indrindra ao ame lalàgna ho lasa tsy manan-kery.