\v 38 Da niala tao synagoga I Jesosy ary netsoky tame tragnon’i Simona. Ary nampijaline tazo mahery è rafozam-bavin’i Simona, ary nangataky tam’i Jesosy indreo mba hitsabo enazy. \v 39 da nitsanga teo agnoloany izy ary nizaka mafy gne tazo, da niala taminazy izà. Teo noho eo da nitsanga izy sady nanomboky nanompo enazy indreo.