\v 14 Noho izà da manapà hevitry ao am-ponareo mba tsy hagnoma gne fiarovanareo alohanigne fotoa, \v 15 fa Iaho hagnome teny sy fahendrè anareo, izay tsy afaka toherina sy ho lavin'ireo mpanohitry enareo.