\v 24 Fa loza ho anareo izay mana-karia, f’efa azonareo gne mahafapo anareo. \v 25 Loza ho anareo voky amzao fotoa zao, fa mbola ho mosare enareo afarafara ao. Loza ho anareo izay lagnak’gnehy amzao fotoa zao, fa handàla sy hitomagny anareo afarafara ao.