\v 7 Ary gne sasany voafafy tame fatsy, ary gne fatsy niray nitsiry tame doria ka nanindry enazy. \v 8 Gne sasany da voafafy tame tame tany vokatry ka nagnome vokatry mahafa-po izay tsara lavitry avo zato heny». Tafaran’i Jesosy nizaka an’ireo raha ireo, da nangaiky mafy izy hoe: « izay mana sofy hitenoma, aok’izy hiteno».