\v 29 Fa i Abrahama da nizaka hoe: «mana an’i Mosesy sy gne mpaminany indreo; aoka indreo hiteno endreo». \v 30 Ary namaly gne lelah mpanakaria hoe: «diso, Abrahama Ray, fa raha misy avy ame maty mandeha amindreo, da hibebaky indreo». \v 31 Fa i Abrahama koa da nizaka taminazy hoe: «raha tsy miteno en’i Mosesy sy gne mpaminany indreo, da tsy ho resy lahatry mihitsy na misy olo mitsanga ame maty aza»».