\v 7 Rehefa tsikaritr’i Jesosy gne fomba fisafidianandreo izay nasay nitoeram-boninahitry, nagnano fagnohara Izy, nizaka tamindreo hoe: \v 8 «rehafa asay ame fampekaram-bady enareo, ka mipetraky am’gne toerane gn’olo mana-kaza, satria mety ambola misy olo mana-kaza nasay amboninareo. \v 9 Laha avy gn’olo nagnasa anareo, da hizaka anareo izy hoe: «omeo en’ity olo-kafa ty gne toeranao», ary da baraka sady egnamaso gne hindesinao hifindra ary hamonjy gne toera ambany indrindra.