\v 45 Teo agnatrehany gn'olo aby da nizaka tam'ireo mpianatriny Izy hoe: \v 46 "mitandrema amigne mpanora-dalĂ gna, izay magniry handeha miaraky amign'akanjo lava, sy tia fiaraba manoka egny an-tsena, sy seza volohany ao agnaty synagoga, ary toera volohany agny amigny fagnasa. \v 47 Indreo koa da mandany gne tragnon'ireo mpitondra-tegna, ary magnano vavaky tsy misy farany ho fisehosehoa. Gne lelahy akoizĂ  da hahazo fagnameloha zakabe.