\v 29 ka mitady izay ho haninareo sy izay ho sotroinareo, ary ka misalasala. \v 30 Fa gne firenena aby eto amin’izao tontolo izao da mitady an’io raha io, sady fantatr’Iabanareo fa mitadia an’io anareo.