\v 33 Fa nisy Samaritana raiky, laha nandeha tame nandihanany izy, da avy teo ame nisy enazy. Laha nahita anazy izy, da nitsetra anazy. \v 34 Da nagnato enazy izy ka nifehy gne ratriny, ary nandraraky menaky sy divay tamin’izà. Nampifampitihine bibiny izy, ka nizaka tagny ame tragnombahiny, ary nokarikarainy. \v 35 Gnomarain’ío da nangala denaria roy izy, ary nanolotry iza tame tompotragno, ary gnanao hoe: «karikaray izy, ary na otrino na otrino laninao amboniny, rehefa miverigny ià, da ho efaiko».