\v 42 Avy eo izy nizaka hoe: "Jesosy ô, tsarovy iaho rehefa avy agny amigne fanjakanao agny enao." \v 43 Jesosy nizaka taminazy hoe: "zakaiko marigny aminao, fa androany enao da hiaraky aminah agny amè paradisa."