\v 33 Rehefa avy tamigne toera raiky angia hoe: "Ikarandoha" indreo, da teo gne namatsiandreo Enazy, sy gn'olon-dretsy - gne raiky takavananyary gn raiky takavia. \v 34 Jesosy nizaka hoe: ''aba ah!, mamelĂ  andreo, fa tsy fantandreo gnaniny." Avy eo da niloka indreo, nizarazara gne raisikiny.