\v 18 Fa nira-nitoreo mafy indreo, nanao hoe: "ento agny io lelehy io, ary avotsoro ho anay Barabasy! \v 19 Barabasy da lelehy raiky izay nahiditry am-ponja nohony gne fahatahora tao amigne tanĂ  sy famonoa olo.