\v 14 Laha nahita andreo Izy, da nizaka tamindreo hoe: “mandiana da ambaray gne mpisorogny gn’ainareo”. Laha nandeha igny indreo da tsara. \v 15 Laha nahita gne raiky tamindreo fa tsara, da nivery sady nisaotry tame feo mafy gn’Andriamanitry. \v 16 Nandohaliky tame tombok’i Jesosy izy, nagnome fisaora Anazy. Izy da Samaritana.