\v 22 Iabany nizaka tame mpanompony hoe: «indeso malaky rahisiky tsara be aty, ka ampisikino enazy, ary iseo peratry gne tagnany, sy kappa gne tombony.\v 23 Avy eo, indeso gne zanak’aomby vondraky ka vonoy. Alaska amizay agnano fety! \v 24 satria e zanako lelah da maty, ary ankehitriny velo koa. Very izy ary ankehitriny da hita koa». Avy eo da nanomboky nikora indreo.