\v 20 Noho iza, nandeha ilay faralah ka mandeha am’iabany. Laha ambola lavitry izy, da hitan’ilay rainy, ary faly sahira, ka nihazakazaky, ary namihy sy nagnoroky enazy. \v 21 Gne zanany lelah, nizaka hoe: «Abà ! efa nonota tame lagnitry sy tagnatrehanareo ia. Tsy mendriky gne angianao hoe: «zanakao ia».