\v 15 Nandeha izy ary nikarama tame raiky tame mponina tao am’ío firenena io, izay nandefa anazy tame toera-pamboleny mba hamaha kosoa. \v 16 Tahihina mafy gne sakafo foanine kosoa izy, satria tsy nisy olo nagnome enazy n’ino n’ino.