\v 11 Avy eo i Jesosy nizaka hoe: «nisy lelah raiky nanagn’anaky roy lah, \v 12 ary gne faralah tamindreo nizaka tam’iabany hoe: «Abà! Omeo enah gn’anjara-kariako». Ka da nozarainy tamindreo gne fanagnany.