\v 6 Laha avy andragno izy, da angiany aby gne namany sy gne mpiara-monogny aminazy, mizaka andreo hoe: «mifalia miaraky amina, fa hitako gn’ondriko very». \v 7 Akoiza koa, mizaka aminareo ia, fa hisy fifalia agny andagnitry nohone mpanota raiky nibebaky, mihôtry nohone gn’olo marina sivy amby sivy folo izay tsy mila mibebaky.