\v 3 I Jesosy nagnano fagnoara tamindreo, nizaka hoe: \v 4 «ia aminareo, raha mana ondry zato izy ary avy eo very gne raiky taminazy, gne tsy hagnapetraky gne sivy amby sivy folo tagny agn’efitry, ary handeha hitadia gne raiky very mandra-pahitany enazy? \v 5 Ary raha hitany iza, da apetrakiny ame sorokony ary mifaly izy.