\v 34 «enareo Jerosalema, enareo Jerosalema, izay mamono gne mpaminany sy mitora-bato endreo izay niraha taminareo tagny. Impiry ià gne nagniry gne handagnogne zanakareo ako gne akoho vavy mandagno gne zanany ambanin’elatriny, kanefa tsy magniry enzà enareo. \v 35 Igny nelà gne tragnonareo. Ià da miroho aminareo, tsy ho itanareo ià mandra-pizakanareo hoe: «sambatry izay avy am’gn’agnaran’ny Tompo»».