\v 37 sambatry gne mpanompo, izay hitane tompony fa niamby raha avy izy. Zakaiko marina aminareo, fa hisiky gne lamba lavany ame valahany izy, ary hampipetraky andreo an-databatry, ka ho avy izy ary hanompo andreo. \v 38 Raha ho avy gne lera faharoy am’gn’arivan’ny Tompo, na am’gnandro fahatelo aza, ka mahita andreo vonona, da ho sambatry io mpanompo io.