\v 51Laha niditry tandragno izy, da tsy nekeny gn’olo hiditry tao afa ts’i Petera, i Jaona, i Jakoba, ary iabany am’iendrine zaza. \v 52 Ary gne be sy ny maro da nandàla sy notagny enazy, \v 53 fa izy nizaka hoe: « ka tomagny; tsy maty izy f amatory». Da lagnaky gn’hehy enazy indreo satria fatatreo fa maty io zaza viavy io.