\v 30 Nagnontany enazy i Jesosy hoe: ia gnagnaranao ? Ary hoy izy se: i Legiona, fa maro gne Demonia efa niditry taminazy tao. \v 31 Indreo nengavy Enazy mba handefa anazy ame lavaky farane laly.