\v 4 Raha mbola nisy vahôky maro nivavaky, da avy nagnato enazy gn’olo isake tanà, da nandray ohatry izy hoe: \v 5 «nisy mpamboly nijotso mba hamafy gne doriany. Laha igny izy namafy igny da voafafy tegny amoron-dàla gne sasany ary da voahitsakitsaky izà, ary da lanine voro mandrembo. \v 6 gne sasany taminazy da voafafy tame pelapelam-bato, ka raha vao nitsiry, da nalazo izà, satria tsy nisy hamandoa.