\v 33 Da hoy indreo taminazy se : «gne mpianatr’i Jaona da matetiky mifady hany sady mivavaky, ary gne mpiantry gne Fariseo da magnano akoiza koa. Kanefa gne mpianatrinao da mihina sady misotro». \v 34 I Jesosy nizaka andreo hoe: «Izy mesa kô misy olo mahavita mampifady hany gne havane mpampakatry laha ambola andragno ao gne mpampakatry ?\v 35 fa ho avy gn’andro izay hangala gne mpampakatry amindreo, ary amzà andro zà, da hifady hany indreo».