\v 42 Ambola nagneno akoho, da nandeha tagny ame toera mangingy Izy. Vahôky marobe gne nitadia anazy ary nandeha tame toera nisy enazy. Indeo da niezaky nità anazy mba tsy hiala andreo. \v 43 Fa Izy nizaka tamindreo hoe: «tsy metsy mitory gne vaovao mahafaly mikasiky gne fanjakan’Andriamanitry ame tanà maro hafa evakoa ià, satria izà gn’antony nagnirà Anah tety. \v 44 laha avy teo Izy da nanohy gne fitoria tao ame synagoga maheniky en’i Jodia.