\v 31 avy teo Izy da nidy tagny Kapernaomy, tanĂ  raiky agny Galilia, ary nanomboky nampianatry endreo tame sabata Izy. \v 32 Gaga aby indreo tame fapenara naniny, satria nizaka tame fahefaha Izy.