diff --git a/23/03.txt b/23/03.txt index 0f9db0f..b75d27d 100644 --- a/23/03.txt +++ b/23/03.txt @@ -1 +1 @@ -Pilato nagnontany Anazy, mizaka hoe: "Enao zany gne mpanjakanè Jiosy?" Jesosy namaly anazy ary nizaka hoe: "Voalazanao." Pilato nizaka tam'ireo lohanè mpisona sy gne vahoky hoe: "Tsy mahita fahadisoa am'ity lelahy ity iaho." Fa mbola nagnizingizy indreo, hoe: "Magnakorota gne vahoky io, mampianatry magneragne ny Jodia manontolo, manomboky avy agny Galilia na hatreto am'ity toera ity kada." \ No newline at end of file +\v 3 Pilato nagnontany Anazy, mizaka hoe: "Enao zany gne mpanjakanè Jiosy?" Jesosy namaly anazy ary nizaka hoe: "Voalazanao." \v 4 Pilato nizaka tam'ireo lohanè mpisona sy gne vahoky hoe: "Tsy mahita fahadisoa am'ity lelahy ity iaho." \v 5 Fa mbola nagnizingizy indreo, hoe: "Magnakorota gne vahoky io, mampianatry magneragne ny Jodia manontolo, manomboky avy agny Galilia na hatreto am'ity toera ity kada." \ No newline at end of file