diff --git a/14/31.txt b/14/31.txt new file mode 100644 index 0000000..564c3eb --- /dev/null +++ b/14/31.txt @@ -0,0 +1 @@ +31 Na koa mpanjaka ino, laha handeha hifanohitry am’gne mpanjaka hafa am’gne ady, gne tsy hidoboky aloha ary hangala hevitry raha miray am’gne lelah ariva raiky da afaky hiady am’gne mpanjaka hafa izay avy nanohitry enazy miaraky ame lelah roy aly? 32 Raha tsy iza , raha mbola lavitry gne tafiky hafa, da mandefa antoko izy ary mangataky fepetry ho ame fihavana. 33 Ka noho iza, n’iza n’iza aminareo tsy mahafoy enizay hananany aby da tsy afaky ho mpianatriko izy. 34 Tsara gne sira, fa laha very gne tsirone sira, akoingaia gne hahamasy enazy koa? 35 Tsy misy ilane tany azy na da gne zezike tany aza, Aria fotsiny iza. Gne mana-sofy ho enti-miteno, aok’izy hiteno». \ No newline at end of file