diff --git a/23/50.txt b/23/50.txt index 48af1d7..468d915 100644 --- a/23/50.txt +++ b/23/50.txt @@ -1 +1 @@ -\v 50 \v 51 Ary igny lelahy raiky angia hoe Josefa, izay mpikamba tao amigne Synedriona. Olo tsara sady marigny izy. Io lelahy io da tsy nagneky gne fanapahan-kevitry gne Synedriona sy gne'asandreo. Avy gny amigne tanànè Jodiana tagny Armatia izy; ary izy da nitadia fanjakan'Andriamanitry. \ No newline at end of file +\v 50 Ary igny lelahy raiky angia hoe Josefa, izay mpikamba tao amigne Synedriona. Olo tsara sady marigny izy. \v 51 Io lelahy io da tsy nagneky gne fanapahan-kevitry gne Synedriona sy gne'asandreo. Avy gny amigne tanànè Jodiana tagny Armatia izy; ary izy da nitadia fanjakan'Andriamanitry. \ No newline at end of file