auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-14 08:33:59 -05:00 committed by root
parent 5366872ec9
commit c37400473d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rehefa afaky adiny raiky teo ho eo da nisy lelahy hafa nagnizingizy sy nizaka hoe: "Marigny fa niaraky taminazy koa ity lelahy ity, fa izy da Galiliana." Fa Petera nizaka hoe: "Eh ralehilahy, tsy fantako gne raha zakainao." Tampotampoky teo, raha mbola nizaka izy, da nisy akoho nagneno.
\v 59 Rehefa afaky adiny raiky teo ho eo da nisy lelahy hafa nagnizingizy sy nizaka hoe: "Marigny fa niaraky taminazy koa ity lelahy ity, fa izy da Galiliana." \v 60 Fa Petera nizaka hoe: "Eh ralehilahy, tsy fantako gne raha zakainao." Tampotampoky teo, raha mbola nizaka izy, da nisy akoho nagneno.