@ -0,0 +1 @@
\v 30 30 I Jesosy nagnontany hoe: «ia gnagnaranao? Ary hoy izy se: «Legiona», f’efa maro gne demonia tafiditry taminazy. \v 31 31 Nengavy Enazy indreo mba tsy handefa anazy ame lavaky tsy hita popoky.