diff --git a/04/40.txt b/04/40.txt new file mode 100644 index 0000000..86d2031 --- /dev/null +++ b/04/40.txt @@ -0,0 +1 @@ +40 laha maty e masoandro, da samby nitondra gn’olo nararine gnarety tam’i Jesosy teo aby gn’olo. Nametra- tagna tsikiraikiraiky tamindreo Izy da nahajanga andreo. 41 Nisy demony niala tame maro, ary nizaka mafy hoe: «Enao gne zanak’Andriamanitry!» I Jesosy niroho mafy gne demonia sady tsy nagnome endreo hizaka, satria fatandreo fa izy i Kristy. 42 Ambola nagneno akoho, da nandeha tagny ame toera mangingy Izy. Vahôky marobe gne nitadia anazy ary nandeha tame toera nisy enazy. Indeo da niezaky nità anazy mba tsy hiala andreo. 43 Fa Izy nizaka tamindreo hoe: «tsy metsy mitory gne vaovao mahafaly mikasiky gne fanjakan’Andriamanitry ame tanà maro hafa evakoa ià, satria izà gn’antony nagnirà Anah tety. 44 laha avy teo Izy da nanohy gne fitoria tao ame synagoga maheniky en’i Jodia. \ No newline at end of file