From 949d4d18087feb7ebbe6a03c3b315d252a1bfd17 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD136 <> Date: Tue, 18 Feb 2020 01:04:48 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 14/25.txt | 1 + 1 file changed, 1 insertion(+) create mode 100644 14/25.txt diff --git a/14/25.txt b/14/25.txt new file mode 100644 index 0000000..dfa4053 --- /dev/null +++ b/14/25.txt @@ -0,0 +1 @@ +25 Ary vahôky maro gne nandeha niray taminazy, ary nitodiky Izy ary nizaka andreo hoe: 26 «laha misy aminareo magnato Enah ary tsy malaigny en’iabany, en’iendriny, gne vadiny, gne zanany, gne rahalahany sy gne rahavaviny, ary na gne fianany koa, da tsy afaky gne ho mpianatriko izy. 27 N’iza n’iza tsy minday gn’hazofijaliany ary magnaraky Enah da tsy afaky ho mpianatriko. 28 Fa ia aminareo, gne magniry gne hangala tilikambo, gne tsy mipetraky aloha ary mikôty gne fandania raha mana izay hilay hamita eniza izy? 29 Raha tsy iza, rehefa nagnisy gne fototry izy nefa tsy hahavita eniza anefa, da hanomboky hagnome tsigny endreo aby gne mahita, 30 magnano hoe: «io lelah io gne nanomboky nananga kanefa tsy nahavita eniza». 31 Na koa mpanjaka ino, laha handeha hifanohitry am’gne mpanjaka hafa am’gne ady, gne tsy hidoboky aloha ary hangala hevitry raha miray am’gne lelah ariva raiky da afaky hiady am’gne mpanjaka hafa izay avy nanohitry enazy miaraky ame lelah roy aly? 32 Raha tsy iza , raha mbola lavitry gne tafiky hafa, da mandefa antoko izy ary mangataky fepetry ho ame fihavana. 33 Ka noho iza, n’iza n’iza aminareo tsy mahafoy enizay hananany aby da tsy afaky ho mpianatriko izy. 34 Tsara gne sira, fa laha very gne tsirone sira, akoingaia gne hahamasy enazy koa? 35 Tsy misy ilane tany azy na da gne zezike tany aza, Aria fotsiny iza. Gne mana-sofy ho enti-miteno, aok’izy hiteno». \ No newline at end of file