auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-12 08:21:20 -05:00 committed by root
parent 3ea0e4671b
commit 935756c20c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Teo agnatrehany gn'olo aby da nizaka tam'ireo mpianatriny Izy hoe: "Mitandrema amigne mpanora-dalàgna, izay magniry handeha miaraky amign'akanjo lava, sy tia fiaraba manoka egny an-tsena, sy seza volohany ao agnaty synagoga, ary toera volohany agny amigny fagnasa. Indreo koa da mandany gne tragnon'ireo mpitondra-tegna, ary magnano vavaky tsy misy farany ho fisehosehoa. Gne lelahy akoizà da hahazo fagnameloha zakabe.
\v 45 Teo agnatrehany gn'olo aby da nizaka tam'ireo mpianatriny Izy hoe: \v 46 "Mitandrema amigne mpanora-dalàgna, izay magniry handeha miaraky amign'akanjo lava, sy tia fiaraba manoka egny an-tsena, sy seza volohany ao agnaty synagoga, ary toera volohany agny amigny fagnasa. \v 47 Indreo koa da mandany gne tragnon'ireo mpitondra-tegna, ary magnano vavaky tsy misy farany ho fisehosehoa. Gne lelahy akoizà da hahazo fagnameloha zakabe.