auto save
This commit is contained in:
parent
016f10e451
commit
7cc1643e46
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
28 I Petera nizaka hoe: “eka, nelanay aby gne fanagnanay ary nagnaraky Enao”. 29 Ary i Jesosy nizaka tamindreo hoe: “rohoniko marigny aminareo, fa tsy misy olo izay nahafoy tragno, na vady, na rahalahy, na ray aman-dreny, na anaky, nohone fanjakan’Andriamanitry, 30 izay tsy ahazo misimisy amzao fotoa zao, ary am’gn’andro ho avy, da gne fiaigna mandrakizay”.
|
Loading…
Reference in New Issue