auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-30 10:48:59 -05:00 committed by root
parent c88bb8d5c3
commit 6e51bfa375
4 changed files with 4 additions and 0 deletions

1
01/56.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
56 Nijano nipetraky tao ami Elizabeta tokony ho telo volagny I Maria ary avy teo da nipody tagny andragnony izy. 57 Ary avy gne fotoa hiterahani Elizabeta gne zanany ary niteraky zazalelah izy. 58 Nahare gne famindram-po zakabe namboarinny Tompo taminazy gne mpiara monigny aminazy sy gne havany aby, ary nindray niravo taminazy indreo.

1
01/59.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
59 Ary tame gnandro fahavalo da avy hamora gne zaza indreo. Saiky ho angiandreo hoe: «Zakaria», araky gnagnaraniabany izy. 60 Kanefa i endriny gne namaly ary nizaka hoe: «tsia». I Jaona gne hangia anazy. 61 Ary hoy e namany se: «tsy misy ame gnavanao angia anizàagnara zà?»

1
01/62.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
62 Nagnano beko moa tamiabany indreo gname tiany ho hany gnagnarany. 63 Ary nangataky solaitra fanorata iabany da nanoratry hoe:Jaona gnagnarany». Ary da gaga aby e daholo be.

1
01/64.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
64 Ary nindray tamzà da nivoa gne vavany ary nafaha gne lelany. Nizaka izy ary nidera gnAndriamanitry. 65 Lasa natahatry aby gne magnodidy enazy. Ary niparitaky tame tanà aboni Jodia gne zava-nitranga aby. 66 Ary da samby nandray tame fony aby gne nahare, ary nizaka hoe:ho lasa ino sarô ity zaza ty?» Fa momba anazy gne tànanny Tompo. 67 Ary feno gne fagna masina iabany da i Zakaria izà, ka nizaka hoe: 68 «Deraina anie ny Tompo, AndriamanitrIsraely, fa avy nagnapy sy nagnantanteraky gne fagnafaha ho ane vahôky izy. 69 Nampiakatry ambony gne tandro-panavota ho antsika ao ame tragnoni Davida mpanompony izy, 70 Akoigne nozakainy tame vavane mpaminany masina tame gnandro taloha tagny. 71 Hitondra famonjena ame fahavalontsika sy amr tanànè malaigny etsika izy.72 Izà gne ho amboariny mba hagnambarany gne famindram-po ame raintsika sy hapatsiarova gne fagneke fihavanany masina, 73 da gne fiaina nozakainy tami Abrahama raintsika. 74 Nampagnategna gne hahajoantsika, raha afaky ame tanàne fahavalontsika, manompo enazy tsy misy tahatry, 75 Eka rô ry zaza da ho angia hoe mpaminanine gnAvo Indrindra, fa handeha hagnatrehanny Tompo enao ary agnano gne lalany, mba hagnoma gnolo ame fevisany, 77 mba hagnome fahalalam-pamonjena ho ane gnolo ame gnalalane famelan-keloky. 78 Iza gne hiboda da vokatre famindram-po masina avy ame gnAndriamanitry, nohone gnamzà gne hiposahane masoandro avy ambony mba hagnampy etsika, 79 hagnazava ho ane mipetraky agnatine mizy sy ho ane gnao agnatine gnaloky gne fahafatesa