From 65a555771f0798eca2db8ae285f516bc2bd3e636 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD136 <> Date: Sun, 16 Feb 2020 21:56:05 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 11/11.txt | 1 + 1 file changed, 1 insertion(+) create mode 100644 11/11.txt diff --git a/11/11.txt b/11/11.txt new file mode 100644 index 0000000..7bfec6d --- /dev/null +++ b/11/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 11 \v 12 \v 13 11 Ià aminareo Raim-pianakavia io mesa, raha mangataky laoky andrano gne zanakareo, da hagnome enazy bibilava fa tsy laoky andrano? (Fagnamaria: gne fandika tsara indrindra sady misy vakin-teny fohy, izay arahatsika eto. Gne fandika taloha sasany da misy vakin-teny lavabe evakoa, izay hita ao ame Matio 7:9 evakoa: «ià ame Raim-pianakavia aminareo, laha mangataky mofo gne zanakareo, gne hagnome enazy vato? Na laoky andrano, da hagnome enazy bibilava? ») 12 Laha mangataky atody izy, da homenareo maingoka izy? 13 Noho izà laha enareo ratsy fagna gne mahay fagnomeza tsara gne zanakareo, da akoignaia gnabene fagna masina homene Rainareo agny an-dagnitry ho an’izay mangataky aminazy? » \ No newline at end of file