auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-12 08:21:20 -05:00 committed by root
parent 44373ceff4
commit 6506c090e4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Loza ho an'ireo minday vahoky sy ho an'ireo mampinono amin'izà andro iza! Fa hisy fohoria zakabe eo amigne tany, ary hatezera an'io vahoky io. Ho lavony gn'antsy lava lela indreo ary hindesy ho babo agny amigne firenena aby, ary Jerosalema da ho vohosihosin'ireo Jentilisa, mandrapa-tanteraky gn'andronè Jentilisa.
\v 23 Loza ho an'ireo minday vahoky sy ho an'ireo mampinono amin'izà andro iza! Fa hisy fohoria zakabe eo amigne tany, ary hatezera an'io vahoky io. \v 24 Ho lavony gn'antsy lava lela indreo ary hindesy ho babo agny amigne firenena aby, ary Jerosalema da ho vohosihosin'ireo Jentilisa, mandrapa-tanteraky gn'andronè Jentilisa.