auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-16 05:59:33 -05:00 committed by root
parent 858d136a56
commit 4f236eb6ed
1 changed files with 1 additions and 0 deletions

1
04/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42 Ambola nagneno akoho, da nandeha tagny ame toera mangingy Izy. Vahôky marobe gne nitadia anazy ary nandeha tame toera nisy enazy. Indeo da niezaky nità anazy mba tsy hiala andreo. \v 43 Fa Izy nizaka tamindreo hoe: «tsy metsy mitory gne vaovao mahafaly mikasiky gne fanjakanAndriamanitry ame tanà maro hafa evakoa ià, satria izà gnantony nagnirà Anah tety. \v 44 laha avy teo Izy da nanohy gne fitoria tao ame synagoga maheniky eni Jodia.