From 3828719818ef26b29fedcb6ce739770b406073a8 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD136 <> Date: Sun, 16 Feb 2020 05:59:33 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 04/28.txt | 1 + 1 file changed, 1 insertion(+) create mode 100644 04/28.txt diff --git a/04/28.txt b/04/28.txt new file mode 100644 index 0000000..4dcdd2f --- /dev/null +++ b/04/28.txt @@ -0,0 +1 @@ +28 gn’olo tao synagoga da vignitry aby laha nahare en’iza. 29 Nitsanga indreo, nandetry enazy hiala gne tanà, ary nandefa anazy tame tendrom-bohitry nisy e tanàndreo, mba handatsaha anazy ame teva. 30 kanefa nandeha namakivaky tagnelagnelandreo teo avao izy ary lasa tame toera hafa. 31 avy teo Izy da nidy tagny Kapernaomy, tanà raiky agny Galilia, ary nanomboky nampianatry endreo tame sabata Izy. 32 Gaga aby indreo tame fapenara naniny, satria nizaka tame fahefaha Izy. 33 ary nisy lelah raiky nipetrahane fagnaha ratsine demonia tao ame synagoga, ary nizaka mafy hoe: « 34 E! ino gnifandraisanay sa Jesosy avy agny Nazareta? Avy agnapotiky enay me enao io? Fantako tsara e momba anao- gne raiky Masin’Andriamanitry!» 35 i Jesosy nizaka mafy tame demony hoe: «ka mizaka koa fa melà!» laha natsipine demony ity lelah ty da hefefiky tagnelagnelandreo, da niala taminazy izy, ary tsy naparatry enazy. 36 Da gaga datò gn’olo aby, ary nanohy nikora è mikasiky enzà. Nizaka indreo hoe: «mba zaka akognaia lotry me iza? Bekoiny ame fahefaha sy hery gne fagnaha ratsy da miala». 37 noho izà da nanomboky niparitaky tame faritry magnodidy enazy gne lazany. 38 Da niala tao synagoga I Jesosy ary netsoky tame tragnon’i Simona. Ary nampijaline tazo mahery è rafozam-bavin’i Simona, ary nangataky tam’i Jesosy indreo mba hitsabo enazy. 39 da nitsanga teo agnoloany izy ary nizaka mafy gne tazo, da niala taminazy izà. Teo noho eo da nitsanga izy sady nanomboky nanompo enazy indreo. 40 laha maty e masoandro, da samby nitondra gn’olo nararine gnarety tam’i Jesosy teo aby gn’olo. Nametra- tagna tsikiraikiraiky tamindreo Izy da nahajanga andreo. 41 Nisy demony niala tame maro, ary nizaka mafy hoe: «Enao gne zanak’Andriamanitry!» I Jesosy niroho mafy gne demonia sady tsy nagnome endreo hizaka, satria fatandreo fa izy i Kristy. 42 Ambola nagneno akoho, da nandeha tagny ame toera mangingy Izy. Vahôky marobe gne nitadia anazy ary nandeha tame toera nisy enazy. Indeo da niezaky nità anazy mba tsy hiala andreo. 43 Fa Izy nizaka tamindreo hoe: «tsy metsy mitory gne vaovao mahafaly mikasiky gne fanjakan’Andriamanitry ame tanà maro hafa evakoa ià, satria izà gn’antony nagnirà Anah tety. 44 laha avy teo Izy da nanohy gne fitoria tao ame synagoga maheniky en’i Jodia. \ No newline at end of file