diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt index 3e4ef29..5025e0f 100644 --- a/04/03.txt +++ b/04/03.txt @@ -1,2 +1 @@ -3 Gne devoly nizaka taminazy hoe: «laha zanak’Andriamanitry enao, da apajario mofo io vato io». 4 I Jesosy namely enazy hoe: «vasoratry hoe tse mofo avao gn’iveloman’olo». 5 Avy teo da nindesine devoly tegny ame toera ambony I Jesosy ary nambarany enazy tselatsela gne fanjaka aby amizao tontolo izao. 6 E devoly da nizaka taminazy hoe: «homeko anao aby e fahefaha sy gne famirapirata aby, satria efa nome enah iza, ary afaky homeko tsara gn’olo tiako home enazy. 7 noho izà, laha miankohoka sady manompo enah anao, da ho azonao izà». 8 Kanefa i Jesosy da namely ary nizaka taminazy hoe: «voasoratry hoe: «Hidera gne Tompo Andriamanitrao enao, ary Izy raiky evao gne ho tompoinao»». 9 Avy teo gne devoly da ninday en’i Jesosy tagny Jerosalema ary nahisiny tame farany akaboane tempoly, ary nizaka taminazy izy hoe: «laha zanak’Andriamanitry enao, da alatsay avy ety gne vatanao. 10 Satria efa voasoratry hoe: «hibeko gn’anjeliny gn’aminao Izy», ary «indreo da apiakatry enao ame tagna mba tsy ho tafatohone vato gne tombokao»». 12 Namaly enazy i Jesosy ary nizaka hoe: «efa nambara gne hoe: «ka magnala fagna gne Tompo Andriamanitrao»». -13 laha vita gne fangalane devoly fagna en’i Jesosy, da nandeha izy niala Anazy mandra-pevisane fotoa hafa. 14 Avy teo i Jesosy da nipody tagny Galilia tame gnerine fagna, ary gne vaovao mahakasiky enazy da efa niparitaky tame faritry magnodidy enazy. 15 Da nanomboky nampianatry tame synagogandreo Izy ary nankasitrahane be sy ny maro. 16 Nandeha tagny Nazareta Izy, e tanà naha lava randro enazy, ary arake fomba faniny, da netsoky tame synagoga tame gn’andro sabata Izy ka nitsanga mba hamaky teny mafy. 17 Nome enazy gne horognan- taratasin’Isaia mpaminany. Nosokafany gne boky ary hitany gne toera nanorata anazy, 18 gne fagnan’ny Tompo da aminaha atoa, satria Izy nagnosotry Enah hagnambara gne vaovao mahafaly ho ane sahira. Izy gne nandefa Anah hagnambara fahafaha ho ane babo, ary hapahita gne jamba, hagnafaky gne mijaly, 19 hagnambara gne taom-pankasitrahan’Andriamanitry». 20 Avy teo da nahorony gne taratasy, napodiny tame mpitandrina, ary nidoboky Izy. Nagnety enazy aby gn’olo tao ame synagoga. 21 Nanomboky nikora tamindreo Izy hoe: «androany da efa tanteraky eto agnatrehanareo izà soratry masina zà». 22 gne be sy ny maro da nagnambara tsara gne mikasiky enazy ary kaperatry tame tenim-pahasoava izay norohonine vavany tamindreo, ary nagnotany indreo hoe: «tsy gne zanak’i Josefa me io?» 23 Izy nizaka tamindreo hoe: «azo antoky fa hizaka en’ity ohabola ity aminaha enareo hoe: «Dokotera, tsaboy gnainao. Ndre ino ndre ino renay fa naninao tao Kapernaomy, da magnanoa akoiza koa ame taninao». « 24 Kanefa nizaka Izy hoe: «koragniko marigny aminareo, tsy misy mpaminany masigny antaniny. 25 Kanefa ambarako marigny aminareo fa maro gne viavy mpivatrotry tagny Israely tame gnandron’Elia, laha nikatoky gne lagnitry nandritrine telo tao sy enim-bola, ary sakave aby gne tany. 26 kanefa tsy nalefa i Elia ndre raiky tamindreo aby, fa tao Zerapeta tagny Sidona avao, tagny ame mpivatrotry nipetraky tagny. 27 fa maro gne boka tao Israely tame gnandron’i Elisa mpaminany, nefa tsisy sitragny afa-tsy Namàna izay Syriana avao». 28 gn’olo tao synagoga da vignitry aby laha nahare en’iza. 29 Nitsanga indreo, nandetry enazy hiala gne tanà, ary nandefa anazy tame tendrom-bohitry nisy e tanàndreo, mba handatsaha anazy ame teva. 30 kanefa nandeha namakivaky tagnelagnelandreo teo avao izy ary lasa tame toera hafa. 31 avy teo Izy da nidy tagny Kapernaomy, tanà raiky agny Galilia, ary nanomboky nampianatry endreo tame sabata Izy. 32 Gaga aby indreo tame fapenara naniny, satria nizaka tame fahefaha Izy. 33 ary nisy lelah raiky nipetrahane fagnaha ratsine demonia tao ame synagoga, ary nizaka mafy hoe: « 34 E! ino gnifandraisanay sa Jesosy avy agny Nazareta? Avy agnapotiky enay me enao io? Fantako tsara e momba anao- gne raiky Masin’Andriamanitry!» 35 i Jesosy nizaka mafy tame demony hoe: «ka mizaka koa fa melà!» laha natsipine demony ity lelah ty da hefefiky tagnelagnelandreo, da niala taminazy izy, ary tsy naparatry enazy. 36 Da gaga datò gn’olo aby, ary nanohy nikora è mikasiky enzà. Nizaka indreo hoe: «mba zaka akognaia lotry me iza? Bekoiny ame fahefaha sy hery gne fagnaha ratsy da miala». 37 noho izà da nanomboky niparitaky tame faritry magnodidy enazy gne lazany. 38 Da niala tao synagoga I Jesosy ary netsoky tame tragnon’i Simona. Ary nampijaline tazo mahery è rafozam-bavin’i Simona, ary nangataky tam’i Jesosy indreo mba hitsabo enazy. 39 da nitsanga teo agnoloany izy ary nizaka mafy gne tazo, da niala taminazy izà. Teo noho eo da nitsanga izy sady nanomboky nanompo enazy indreo. 40 laha maty e masoandro, da samby nitondra gn’olo nararine gnarety tam’i Jesosy teo aby gn’olo. Nametra- tagna tsikiraikiraiky tamindreo Izy da nahajanga andreo. 41 Nisy demony niala tame maro, ary nizaka mafy hoe: «Enao gne zanak’Andriamanitry!» I Jesosy niroho mafy gne demonia sady tsy nagnome endreo hizaka, satria fatandreo fa izy i Kristy. 42 Ambola nagneno akoho, da nandeha tagny ame toera mangingy Izy. Vahôky marobe gne nitadia anazy ary nandeha tame toera nisy enazy. Indeo da niezaky nità anazy mba tsy hiala andreo. 43 Fa Izy nizaka tamindreo hoe: «tsy metsy mitory gne vaovao mahafaly mikasiky gne fanjakan’Andriamanitry ame tanà maro hafa evakoa ià, satria izà gn’antony nagnirà Anah tety. 44 laha avy teo Izy da nanohy gne fitoria tao ame synagoga maheniky en’i Jodia. \ No newline at end of file +\v 3 Gne devoly nizaka taminazy hoe: «laha zanak’Andriamanitry enao, da apajario mofo io vato io». \v 4 I Jesosy namely enazy hoe: «vasoratry hoe tse mofo avao gn’iveloman’olo»». \ No newline at end of file diff --git a/04/05.txt b/04/05.txt new file mode 100644 index 0000000..a0fb245 --- /dev/null +++ b/04/05.txt @@ -0,0 +1,2 @@ +5 Avy teo da nindesine devoly tegny ame toera ambony I Jesosy ary nambarany enazy tselatsela gne fanjaka aby amizao tontolo izao. 6 E devoly da nizaka taminazy hoe: «homeko anao aby e fahefaha sy gne famirapirata aby, satria efa nome enah iza, ary afaky homeko tsara gn’olo tiako home enazy. 7 noho izà, laha miankohoka sady manompo enah anao, da ho azonao izà». 8 Kanefa i Jesosy da namely ary nizaka taminazy hoe: «voasoratry hoe: «Hidera gne Tompo Andriamanitrao enao, ary Izy raiky evao gne ho tompoinao»». 9 Avy teo gne devoly da ninday en’i Jesosy tagny Jerosalema ary nahisiny tame farany akaboane tempoly, ary nizaka taminazy izy hoe: «laha zanak’Andriamanitry enao, da alatsay avy ety gne vatanao. 10 Satria efa voasoratry hoe: «hibeko gn’anjeliny gn’aminao Izy», ary «indreo da apiakatry enao ame tagna mba tsy ho tafatohone vato gne tombokao»». 12 Namaly enazy i Jesosy ary nizaka hoe: «efa nambara gne hoe: «ka magnala fagna gne Tompo Andriamanitrao»». +13 laha vita gne fangalane devoly fagna en’i Jesosy, da nandeha izy niala Anazy mandra-pevisane fotoa hafa. 14 Avy teo i Jesosy da nipody tagny Galilia tame gnerine fagna, ary gne vaovao mahakasiky enazy da efa niparitaky tame faritry magnodidy enazy. 15 Da nanomboky nampianatry tame synagogandreo Izy ary nankasitrahane be sy ny maro. 16 Nandeha tagny Nazareta Izy, e tanà naha lava randro enazy, ary arake fomba faniny, da netsoky tame synagoga tame gn’andro sabata Izy ka nitsanga mba hamaky teny mafy. 17 Nome enazy gne horognan- taratasin’Isaia mpaminany. Nosokafany gne boky ary hitany gne toera nanorata anazy, 18 gne fagnan’ny Tompo da aminaha atoa, satria Izy nagnosotry Enah hagnambara gne vaovao mahafaly ho ane sahira. Izy gne nandefa Anah hagnambara fahafaha ho ane babo, ary hapahita gne jamba, hagnafaky gne mijaly, 19 hagnambara gne taom-pankasitrahan’Andriamanitry». 20 Avy teo da nahorony gne taratasy, napodiny tame mpitandrina, ary nidoboky Izy. Nagnety enazy aby gn’olo tao ame synagoga. 21 Nanomboky nikora tamindreo Izy hoe: «androany da efa tanteraky eto agnatrehanareo izà soratry masina zà». 22 gne be sy ny maro da nagnambara tsara gne mikasiky enazy ary kaperatry tame tenim-pahasoava izay norohonine vavany tamindreo, ary nagnotany indreo hoe: «tsy gne zanak’i Josefa me io?» 23 Izy nizaka tamindreo hoe: «azo antoky fa hizaka en’ity ohabola ity aminaha enareo hoe: «Dokotera, tsaboy gnainao. Ndre ino ndre ino renay fa naninao tao Kapernaomy, da magnanoa akoiza koa ame taninao». « 24 Kanefa nizaka Izy hoe: «koragniko marigny aminareo, tsy misy mpaminany masigny antaniny. 25 Kanefa ambarako marigny aminareo fa maro gne viavy mpivatrotry tagny Israely tame gnandron’Elia, laha nikatoky gne lagnitry nandritrine telo tao sy enim-bola, ary sakave aby gne tany. 26 kanefa tsy nalefa i Elia ndre raiky tamindreo aby, fa tao Zerapeta tagny Sidona avao, tagny ame mpivatrotry nipetraky tagny. 27 fa maro gne boka tao Israely tame gnandron’i Elisa mpaminany, nefa tsisy sitragny afa-tsy Namàna izay Syriana avao». 28 gn’olo tao synagoga da vignitry aby laha nahare en’iza. 29 Nitsanga indreo, nandetry enazy hiala gne tanà, ary nandefa anazy tame tendrom-bohitry nisy e tanàndreo, mba handatsaha anazy ame teva. 30 kanefa nandeha namakivaky tagnelagnelandreo teo avao izy ary lasa tame toera hafa. 31 avy teo Izy da nidy tagny Kapernaomy, tanà raiky agny Galilia, ary nanomboky nampianatry endreo tame sabata Izy. 32 Gaga aby indreo tame fapenara naniny, satria nizaka tame fahefaha Izy. 33 ary nisy lelah raiky nipetrahane fagnaha ratsine demonia tao ame synagoga, ary nizaka mafy hoe: « 34 E! ino gnifandraisanay sa Jesosy avy agny Nazareta? Avy agnapotiky enay me enao io? Fantako tsara e momba anao- gne raiky Masin’Andriamanitry!» 35 i Jesosy nizaka mafy tame demony hoe: «ka mizaka koa fa melà!» laha natsipine demony ity lelah ty da hefefiky tagnelagnelandreo, da niala taminazy izy, ary tsy naparatry enazy. 36 Da gaga datò gn’olo aby, ary nanohy nikora è mikasiky enzà. Nizaka indreo hoe: «mba zaka akognaia lotry me iza? Bekoiny ame fahefaha sy hery gne fagnaha ratsy da miala». 37 noho izà da nanomboky niparitaky tame faritry magnodidy enazy gne lazany. 38 Da niala tao synagoga I Jesosy ary netsoky tame tragnon’i Simona. Ary nampijaline tazo mahery è rafozam-bavin’i Simona, ary nangataky tam’i Jesosy indreo mba hitsabo enazy. 39 da nitsanga teo agnoloany izy ary nizaka mafy gne tazo, da niala taminazy izà. Teo noho eo da nitsanga izy sady nanomboky nanompo enazy indreo. 40 laha maty e masoandro, da samby nitondra gn’olo nararine gnarety tam’i Jesosy teo aby gn’olo. Nametra- tagna tsikiraikiraiky tamindreo Izy da nahajanga andreo. 41 Nisy demony niala tame maro, ary nizaka mafy hoe: «Enao gne zanak’Andriamanitry!» I Jesosy niroho mafy gne demonia sady tsy nagnome endreo hizaka, satria fatandreo fa izy i Kristy. 42 Ambola nagneno akoho, da nandeha tagny ame toera mangingy Izy. Vahôky marobe gne nitadia anazy ary nandeha tame toera nisy enazy. Indeo da niezaky nità anazy mba tsy hiala andreo. 43 Fa Izy nizaka tamindreo hoe: «tsy metsy mitory gne vaovao mahafaly mikasiky gne fanjakan’Andriamanitry ame tanà maro hafa evakoa ià, satria izà gn’antony nagnirà Anah tety. 44 laha avy teo Izy da nanohy gne fitoria tao ame synagoga maheniky en’i Jodia. \ No newline at end of file